![『[HP] "EFFICACE" ianao "APPRÉCIÉ (mamy hoditra na mahafinaritra ny olona fotsiny)" eo anivon'ny FIARAHA-MONINA, FIRENENA misy anao ?』のカバーアート](https://m.media-amazon.com/images/I/31HbPmV5YTL._SL500_.jpg)
[HP] "EFFICACE" ianao "APPRÉCIÉ (mamy hoditra na mahafinaritra ny olona fotsiny)" eo anivon'ny FIARAHA-MONINA, FIRENENA misy anao ?
カートのアイテムが多すぎます
カートに追加できませんでした。
ウィッシュリストに追加できませんでした。
ほしい物リストの削除に失敗しました。
ポッドキャストのフォローに失敗しました
ポッドキャストのフォロー解除に失敗しました
-
ナレーター:
-
著者:
このコンテンツについて
Ny mpino dia lazain'ny Soratra Masina ho FAHAZAVANA sy FANASINA. Io fahazavana io anefa manelingelina satria mampibaribary zavatra maro, nefa koa manampy ny olona hahita tsara ny lalan kombany. Ity fampianarana anio ity dia hampisongadina bebe kokoa ny paradoxe hiainan'ireo izay tena FAHAZAVANA.
Tonga amin'ilay fitenenana hoe "Ils sont à la fois détestés mais nécessaires".
Koa eo indrindra no sarotra amin'ny safidy eo amin'ny mpino eny na tsy mpino koa aza, ka :
- Na ianao "apprécié" (tian'ny olona sy mamy hoditra fotsiny fa tsy mitondra fanovana lalimpaka eo amin'ny FOTOMPISAINAN'NY FIARAHAMONINA akory ny fisianao ary tsy misy impact eo amin'ny fiaraha monina ny ataonao fa mijanona amin'ny hoe TIANY FOTSINY sy MAHAFINARITRA azy dia zay
- Na ianao "detesté" fa misy impact na manazava ny zones d'ombres rehetra. Ny efficacité mantsy dia manambara ny marina sy manazava ny tokony ho fantatra saingy mazana dia tsy tian'ny olona henoina fa manelingelina azy donc normal ianao ho halan'ny olona saingy any afara anefa rehefa tena tojo situation tsy azo hiodivirana izy dia ampiasainy ihany iny amin'izay fotoana izay satria tsapany na dia nodiany fanina fotsiny aza fa iny ihany no mety sy efficace.