『[HP] NY TOERAN'NY TEOLOJIANA NA NY FIVAVAHANA MANOLOANA NY RAHARAHAM PIRENENA』のカバーアート

[HP] NY TOERAN'NY TEOLOJIANA NA NY FIVAVAHANA MANOLOANA NY RAHARAHAM PIRENENA

[HP] NY TOERAN'NY TEOLOJIANA NA NY FIVAVAHANA MANOLOANA NY RAHARAHAM PIRENENA

無料で聴く

ポッドキャストの詳細を見る

このコンテンツについて

Averimberin'ny olona matetika foana ny hoe: ny TEOLOJIANA na PASTEUR na MPITANDRINA dia eny amin'ny pilopitra no asany fa tsy tokony hiditra amin'ny raharaham-pirenena. Lazaina hoe ny ARAM-PANAHY IHANY no andraikitry ny mpitondra fivavahana fa aleo hijanona ho amin'ny Mpanao politika ny resaka politika .

Hadinon 'ireo miteny an'izany fa ny mpitondra fivavahana dia olom-pirenena, miaina anaty fiaraha monina sy firenena fa tsy hoe mitsingevana na miaina eny amin'ny habakabaka. Sahala izany koa ireo kristiana izay milaza fa ny paradisa sy lanitra no katsahiny fa tsy ny fiainana ety amin'izao tontolo izao ka dia tsy miraharaha izay resaka politika sy eto antany hono fa ny any andanitra ihany. Lasa tsy mipeha-tany intsony ny tongotra fa maniditsidina eny amin'ny rahona miandry zany paradisa izany . Tsy mahagaga raha ataon'ny Mpanao politika mifandimby fitaovana foana ny fivavahana satria hain'izy ireo tsara Ramalagasy sy ny fitiavana miangona sy manao amen amin'izay mahafinaritra ny sofiny.

Ny teolojian'i BONHOEFFER manoloana ny fiainampirenena no karazana boussole hitondrako ny reflexion anio, fa TSY MAINTSY MI S'IMPLIQUER AMIN'NY RAHARAHAM-PIRENENA NY TEOLOJIANA, NY KRISTIANA fa tsy hoe TOKONY na hoe MAHAZO fa tena TSY MAINTSY.

[HP] NY TOERAN'NY TEOLOJIANA NA NY FIVAVAHANA MANOLOANA NY RAHARAHAM PIRENENAに寄せられたリスナーの声

カスタマーレビュー:以下のタブを選択することで、他のサイトのレビューをご覧になれます。